Ohabolana nofidina

Raha mpifankatia tsy miresaka, hono, very ny androan-tokom-pitiavana.

Nampidirin'i : marozevo

Hevitra mandeha

amina6 (02/08/2006 14:52:45)

raha miaraka eny an-dalana ohatra dia resaka momba ny fitiavana ihany no voateny matetika raha rehefa miova kely aza ny resaka dia avadika @ fitiavana ihany izay tompoko ny hevitro

amina6 (02/08/2006 14:52:44)

raha miaraka eny an-dalana ohatra dia resaka momba ny fitiavana ihany no voateny matetika raha rehefa miova kely aza ny resaka dia avadika @ fitiavana ihany izay tompoko ny hevitro

amina6 (02/08/2006 14:52:11)

raha miaraka eny an-dalana ohatra dia resaka momba ny fitiavanareo ihany no voateny matetika raha rehefa miova kely aza ny resaka dia avadika @ fitiavana ihany izay tompoko ny hevitro

amina6 (02/08/2006 14:52:10)

raha miaraka eny an-dalana ohatra dia resaka momba ny fitiavanareo ihany no voateny matetika raha rehefa miova kely aza ny resaka dia avadika @ fitiavana ihany izay tompoko ny hevitro

Hametraka hevitra

Midira aloha