Ohabolana nofidina
Sola niaraka ihany rasta ve vao ifanary
Nampidirin'i : rafozanasket
Hevitra mandeha
Rainivao (03/10/2006 15:59:30)
Toa mivadika ity ohabolanao ity rafozanasket. Ny sola mantsy dia toetra farany mihoatra ny Rasta. Ny tokony ho izy izany dia hoe :
Rasta niaraka ihany ka sola ve vao hifanary.