Ohabolana nofidina
saro-tiavina ohatry ny zavatra ka omen-kanina vao mihenjana
Nampidirin'i : nalaina
Hevitra mandeha
nalaina (12/07/2006 18:29:14)
misy zany ny zavatra omen-kanina izy vao miridiridy be tsy laitra akisoka, tsy mba mipitrapitra