Ohabolana nofidina
I zoky ve no manitra voninkazo sa i zandry no manitra ravinkazo no manitra andriana izany trano? Tsy i zoky no manitra ravinkazo na i zandry no manitra ravinkazo fa ny fitiava-namana no betsaka ka manitra andriana izany trano!
Nampidirin'i : bozycate
Hevitra mandeha
bozycate (07/09/2006 13:31:44)
Io ohabolana io dia manambara fa rehefa misy ny fihavanana sy ny fifankatiavan'ny mpianakavy; rehefa hialala lavitra ny adiady sy ny fankahalana dia toa manitra daholo ny manodidina rehetra; toa mahafinaritra daholo izay zavatra atao rehetra.