Ohabolana nofidina
Reniakoho nopahon-tsintsina, tsy tezitra fa gaga
Nampidirin'i : nalaina
Hevitra mandeha
Veloo (12/08/2009 18:24:41)
tena mampime tokoa ilay izy....
madazikart (27/07/2009 14:06:43)
Misy hira izay misy an'izao ao anatiny:"...tsitsina kelin'Ambohiradara e (tsy haiko raha izao ny fanoratra azy), tsy tiako isekely fa manadala e, aza miala @ maro a...".
hery (27/07/2009 13:42:52)
Ny tsintsina no toa vorona kely indrindra fantatry ny Ntaolo...
hery (27/07/2009 13:41:35)
lolll toran'mé aho tamin'ity indray mitoraka ity ka.