Ohabolana nofidina
Vorom-be toboky ambony hazo, mandigny raha ho hany vo mitalaky gn'olo hitoraka anazy
Nampidirin'i : SENATERA
Hevitra mandeha
SENATERA (11/10/2006 15:07:15)
[b]Bold text[/b]Ny vorom-be dia eo ambony hazo foana izy no mipetra mba hahafahany mitady sakafo sy miaro-tena koa amin'ny loza rehetra mety hitranga aminy eo am-pitadiavana ny sakafony.Avo mantsy io toerana io ka tsinjony avy hatrany izay zavatra mety azo raisina hosakafoiny ary toy izany koa ny fahavalo mikasa hamely azy.