Ohabolana nofidina
Rano ambany tanà gny hava, ndre ririny gny tagna tsy ririny gny tomboky
Nampidirin'i : SENATERA
Hevitra mandeha
SENATERA (28/11/2006 08:04:39)
Ny havana dia tiana sy ankamamiana fatratra.Na manam-bola na tsia ianao,ny havana havana ihany.Afaka mandalo any an-tranon'ny havanao ihany ianao na dia tsy hanolotra fanomezana toy ny vola ho azy.Ny tànana manolotra vola, ny tongotra mandalo fotsiny ,ny rano=havana.