Ohabolana nofidina
tsy mba fanambadian-kalaina fa avy ho azy toy ny torimaso
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (14/02/2007 14:47:57)
Entina ilazana ireo mpivady efa nisaraka ka nifam-pody. Tsy nila naka, na nitondra olona angataka intsony rangahy fa izy roa no nifanaraka dia tonga niverina nonina moramora tao an-trano indray Ramatoa.