Ohabolana nofidina
Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo hateran-tsira kely toy izay homen-damba tsara
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (14/02/2007 14:41:53)
entina ilazana ireo rafozana tsy mahatsapa ny soa be atao azy fa matinkanikely (aleony kokoa na hoe tiany kokoa ny tolotolorana zavatra kely tsy misy dikany matetika)