Ohabolana nofidina
Diso hery loatra, ka mamely kopala rafozana
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (14/02/2007 14:39:04)
Mihevitra ny tenany ho efa tena tafita be amin'ny fiainana ka manao tsinontsinona rafozana.