Ohabolana nofidina
Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matom-periny ary mivimbina ny avany, dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra.
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:10:16)
Rehefa tsara fanahy sy malala-tànana ny vinanto dia tsara fihavanana @ havam-bady ary raisin'izy ireo toy ny zanaka nateraka.