Ohabolana nofidina
angady tokana: raha tapaka tsy misy hanakambana azy indray
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:06:54)
azo adika hoe raha 1 fotsiny ny zanakao, ka raha misy fahafatesany dia tsy misy azo hasolo azy intsony fa miverina toy ny olona momba ianao.