Ohabolana nofidina
Mahita loza Ikalamomba, fa misambo-balala ho anjanak'olona
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:02:42)
Teo amin'ny ntaolo malagasy dia halozana ny hamombana, ka na dia hihary aza izy ireo dia tsy hihary hoan'ny tenany fa hihary hoan'ny zanak'olon-kafa, izay handova azy rahatr'izay maty izy.