Ohabolana nofidina
haronga-pohatra ny momba, ka raha lasa dia lasa tokoa
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 14:00:51)
Mahantra ny vehivavy momba fa rehefa maty dia tena maty tsy misy tandindony intsony