Ohabolana nofidina
Bevohoka tsy mahalala andro, ka raha teraka izy, babena.
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:58:39)
Bevohoka tsy mahalala ny adidy miandry azy atsy ho atsy