Ohabolana nofidina
tsara raha naniry zaza ka tera-dahy
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:56:56)
Zava-dehibe teo amin'ny malagasy ny miteraka zaza lahy, handimby ny anaran-dray, mba tsy ho lasa tantara fotsiny hono ny fisian'ny raim-pianakaviana any aoriana.