Ohabolana nofidina
aza manao hoe: tombo Ifaralahy, fa naterako
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:48:10)
Matetika ny renim-pianakaviana dia manana izay toetra somary mitongilana kokoa any amin'ny faralahy izay, indrindra raha maromaro no naterany.