Ohabolana nofidina
Aoka! fa ny renikely no mpanana adidy
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:44:53)
Mitolaka any amin'ny renikely foana ny tsiny, na manao ny adidiny ara-dalana izy na tsia.
Aoka! fa ny renikely no mpanana adidy
Mitolaka any amin'ny renikely foana ny tsiny, na manao ny adidiny ara-dalana izy na tsia.