Ohabolana nofidina
zanaka tsy nateraka mahabe vavorona
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:42:48)
Ny zanaka matetika rehefa tsy naloaky ny kibo dia mora mahasorena ny adalana madinika, na ny tsy fitandremana kely ataony.