Ohabolana nofidina
Toy ny ray aman-dreny: ny iray niteraka, ny iray niampofo.
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:39:59)
Samy niezaka nahalebe ny mpivady nahalehibe ny zanany, noho izany dia tokony samy hahazo valim-babena.