Ohabolana nofidina
Ny ray no mihosim-potaka ka ny zanany no vazina
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:37:47)
Raha malaza amin'ny toetra ratsy ny raim-pianakaviana, dia mihetry voninahitra ny zanany.