Ohabolana nofidina
Renikoto no fangalarina, rainikoto no ahombiazana.
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (09/02/2007 13:36:37)
Raha mpangalatra ny renim-pianakaviana iray, dia satria niobok'hevitra taminy rangahy vadiny