Ohabolana nofidina
Toy ny irai-tampo samy hafa ray, ka samy manana ny azy
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (14/02/2007 14:35:44)
Ny iray tampo iray reny matetika dia miaraka taizain'ny reniny ao an-tokatrano anankiray, fa saingy samy hafa ny anaram-pianakaviana entin'izy ireo, ary samy hafa ny fasana ilvenenany na dia mpirahalahy aza ohatra.