Ohabolana nofidina
Aza matoky fitiavana ka hitanjaka imasom-bady.
Nampidirin'i : lanto
Hevitra mandeha
ramasyl (10/04/2007 08:19:57)
tandremo ny fitondran tena fa na dia ny andefomandry aza mbola manana ny teny farany.