Ohabolana nofidina
fandrotrarana an-tanana haolo ka misolo ny anaran-dray tsy satry
Nampidirin'i : ikoto
Hevitra mandeha
ikoto (27/04/2007 13:03:42)
tsy voatery ho olondehibe (adulte) vao afaka mandray andraikitra. Na ny tanora fanahy aza dia mety ho tompon'andraikitra koa