Ohabolana nofidina
Tezera-manatona tahaka ny vady aman-janaka
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (27/04/2007 23:29:05)
Na ahoana na ahoana , raha tezerana ny vady na ny zanaka dia vao maika manatona .