Ohabolana nofidina
Be ny trano miantatse antegna, kely ny trano mitamboko antegna.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (28/04/2007 14:26:12)
Ohabolana Antanosy io .
Raha manana trano lehibe dia afaka mivalampatra tsara .Fa raha trano tery kosa dia mivonkina ao ny tompony .Entina hilazàna koa fa arakaraka izay fananana no entina manao zavatra .