Ohabolana nofidina
Lanom-boka, tafita vao rendrika.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (07/05/2007 21:37:47)
Ny boka rehefa milomano de afaka mamakivaky ny rano , fa rehefa tonga amin'ny sisin-drano hisarangotra amin'ny bozaka izy vao tsy afaka mamikitra ka rendrika ihany nony farany .