Ohabolana nofidina

Ny alahelon-dehilahy tsy mihoatra ny herinandro, ny alahelom-behivavy mihoatra ny tapa-bolana.

Nampidirin'i : aivetinakely

Hevitra mandeha

angelmik (19/10/2007 11:17:09)

ny vehivavy rehefa manao zavatra
na anaovana zavatra dia mitàna am-po

Hametraka hevitra

Midira aloha