Ohabolana nofidina

Aza manao mpamosavy malemy ka ny ao antrano ihany no veleziny!

Nampidirin'i : sylvoalias

Hevitra mandeha

sylvoalias (20/11/2007 18:27:01)

Aza mahery antrano toy ny adala be hozatra.
Betsaka amintsika no miseho ho mafy ka mamely sy mamoritra ny fianakaviany sy ny manodidina azy.Nefa rehefa tonga ny fotoana ilana hery sy setra dia tsy misy ilana azy le olona,fa mitsoaka sy miala-pa fontsiny.Tsy misy hapoaka.
Ravelotsalama

Hametraka hevitra

Midira aloha