Ohabolana nofidina
Aleo fody kely ampelantanana toy izay voromailala ambony tafo-trano(ohabolana Slovakia).
Nampidirin'i : sylvoalias
Hevitra mandeha
sylvoalias (20/11/2007 18:43:24)
"Ny homan-kely tsy mba reraka "
"Tano sy kajio tsara izay kely ananana fa aza be nofynofy amin"ny zavatra tsy ho azon"ny tena"
"Tano tsara ny izay ananana fa ny an"olona tsy homeny" sao toy ilay rangahy nanary vady-be ka nanjary be hao.
Ravelotslama.