Ohabolana nofidina
Hovalahy tsy hendry ka zaza-hova vao hiavo-tena
Nampidirin'i : niryna
Hevitra mandeha
niryna (25/07/2009 20:59:40)
Aza mihantsy amboa hanaikitra ny tena . Io no marina fa tsy hoe aza maintsy
niryna (22/07/2009 15:10:55)
Aza maintsy amboa hanaikitra ny tena