Ohabolana nofidina
Ombivavy terendronono, ny hafa razana no voky aloha.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (25/07/2009 22:37:14)
Ny ronono rehefa terena dia omena ny zanak'olombelona , ka ireo tsy mitovy razana @ omby