Ohabolana nofidina
Ratsy anarana tahaka ny "hala" saingy famantarana andro tsara rehefa miasa.
Nampidirin'i : aivetinakely
Hevitra mandeha
aivetinakely (25/07/2009 22:43:51)
Ny "hala" hono rehefa mivoaka manenona, de ho tsara izay ny andro.