Ohabolana nofidina

Voadinika lava tahaka ny vady vao, mandeha voatsikilo, mipetraka voara-maso.

Nampidirin'i : aivetinakely
Sokajy :
vady, Sokajy rehetra,

Hametraka hevitra

Midira aloha