Ohabolana nofidina
Tsy misy afaka itehaka amin'ny tanana iray
Nampidirin'i : niryna
Hevitra mandeha
rhina (03/09/2009 16:45:27)
satria
tondro tokana tsy mahazo hao, ny hazo tokana tsy mba ala, olona iray tsy mba vahoaka