Ohabolana nofidina
Tolo fa natao zao toy, ka mamihy avao tegna ndre ambany.
Nampidirin'i : sadranga
Hevitra mandeha
sadranga (28/11/2009 14:23:17)
Fiteny avy any @ faritry Menabe (Morondava), ilazàna fa aza avela ny tanjona efa nekena sy nirina ho azo, na dia tsy mandeha araka ny nilànao azy tsara aza ny fizotran'ny le tantara, de iareto eo, fa mamokatra foana io. Tsisy mafy tsy laitry ny zoto hono é!
sadranga (28/11/2009 14:23:03)