Ohabolana nofidina
Matsabory ambany tanàna, ndray tsy higiahigny fa hanasana vity
Nampidirin'i : hery
Hevitra mandeha
hery (01/05/2010 22:44:20)
higiahiny = hosotroina
vity = tongotra
Matsabory ambany tanàna, ndray tsy higiahigny fa hanasana vity
higiahiny = hosotroina
vity = tongotra