Ohabolana nofidina
Ny mita-be tsy lanin'ny mamba ary ny akanga maro tsy vakin'amboa..
Nampidirin'i : sylvoalias
Hevitra mandeha
sylvoalias (16/07/2010 17:00:23)
Manamarika ny firaisana nny firaisankina, ny fiaraha-miasa....
Betsaka koa ireo ohabolana izay mitovy hevitra amin'ity.
Ny manetsabe mbola ho avy,
Taon-trano tsy vitan'irery,
Fikambanana no hery,
Izay misaraka fasika,izay mitambatra kosa dia vato,
Hazo iray tsy mba ala,
olona iray tsy mba vahoaka,
...sns