Ohabolana nofidina
Ondry lahim-benty, mahalany kolokolon-tsasanangy.
Nampidirin'i : soanja
Hevitra mandeha
soanja (02/09/2010 06:41:24)
Zavatra nahalaniana mihoatra ny nividianana azy.