Ohabolana nofidina
Ondry bobo fanenjik'amboa.
Nampidirin'i : soanja
Hevitra mandeha
soanja (02/09/2010 06:51:09)
Izay miavaka amin'ny hafa dia mahazo tsininy tsy fidiny.
Ondry bobo fanenjik'amboa.
Izay miavaka amin'ny hafa dia mahazo tsininy tsy fidiny.