Ohabolana nofidina
na haiko aza ny fanafodim-balavo, de zaho tsy hamehe hena an-tsiky
Nampidirin'i : DEDAKE
Hevitra mandeha
DEDAKE (09/01/2012 15:03:45)
n'inoninona ny zavatra fantako de tsy anaovako zavatra fahantany izany fa aoka ny fahafantarako azy hipetraka amin'ny fahalalako azy