Soso-kevitra
Raha toa misy soso-kevitra tianao omena mikasika ny takelaka dia apetraho eto ambany.
Hametraka soso-kevitra
Apetraho ny adiresy sy ny anarana raha mila valiny maika.
Raha toa misy soso-kevitra tianao omena mikasika ny takelaka dia apetraho eto ambany.
Apetraho ny adiresy sy ny anarana raha mila valiny maika.
Commentaires :
1. thiebaud
tsara tokoa ny teny malagasy,bravao!!!
(27/11/2009 18:57:01)
2. soso
samy malagasy antsika ka aza mifampialona
(17/12/2009 07:03:53)
3. raad
mahakasikailay ohabolana Malagasy, tsara kokoa raha mba hasiana fanazavana miaraka aminy, na rohy ahafahana mamantatra izay hevitry ilay ohabolana
(08/01/2010 07:06:19)
4. Mamy
Misaotra anareo izay namorona ity site ity fa tena faly ty tenako ary ohabolana ao reny tena tiako bibike aby, ary nampidiriko any @ facebook,
Merci.
(10/01/2010 18:26:31)
5. Ntaolo Zafiny
FOMBA FANORATANA NY TENY MALAGASY
Be diso be ny fanoratra ny teny malagasy, indrindra ny ao amin'ny ohabolana. Ho fanavahana tsara ireo teny misy h na kentsona dia atao verindroa izy mba hahalalana ny tena fototeny, koa raha hafahafa sy mavebesatra dia tsy mety izy izay ka mila jerena sy hamarinina tsara :
ohatra:
horona: horonkorona
oroka: orokoroka (fa tsy horohoroka)
(29/01/2010 18:15:07)
6. natoa
misy rubrique manokana ohabolana koa ali tsik tsik.com raha mahaliana antsika. Site azo lazaina vaovao izy io fa tsara be
(01/04/2010 08:53:27)
7. sissi
reo zany le ntaolo vaovao aty amimi 3e millenaire. tsy diso kosa za amizany an,
(08/12/2010 09:08:20)
8. fanou
tena mba asio ohabolana misy ny teny hoe fararano fa za mitady d anaky 2 fotsiny no hitako sady tsy ampi ,maninona fotsiny asina ohabolana misy ny teny hoe fararano ratsy atao bediabe
(07/12/2011 14:38:07)
9. razafiarimanitra
Misaotra an'i Ntaolo zafiny T@ ilay fanazavana.
Tsara koa isika mpiserasera @ itony site itony raha miezaka kely manoratra ny teny malagasy araka ny tokony ho izy fa tsy variana @na fampiasana teny fampiasa @ ny mailaka finday.
Ho sahirana mantsy isika raha diso mirona loatra @ teny toy ireny, ka ho very ny maha-isika antsika.
(15/12/2011 10:39:15)