Ohabolana hapetraka amin'ny takelakao
Azonao atao ny mampiditra ohabolana ao amin'ny takelakao. Ireto ambany ireto ny zavatra azonao atao amin'izany. Ny fomba hafa (Javascript) dia mbola haseho tsikelikely eto ihany.
Fampiasana ny fahana RSS
Ny ohabolana.org dia mamoaka fahana RSS karazany telo
- Fahana RSS Ohabolana farany:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss
Io dia miova isaky ny 15 minitra. - Fahana RSS Ohabolana notsongaina:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss/random
Io koa dia miova isaky ny 15 minitra. - Fahana RSS Ohabolana isanandro:
http://ohabolana.org/ohabolana/rss/daily
Ito kosa mazava ho azy dia miova isan'andro
Fampiasana ny Javascript
Ho vita tsy ho ela
Fampiasana ny REST
Ho vita tsy ho ela
Commentaires :
1. Kdaombaramita
Tsy mahalala ny tata-body ka mifitra amin'ny antsy maranitra
(08/12/2009 11:40:59)
2. moun
Graaave be le fanoharana ka aiza ve d hifitra d @ antsy maranitra lalina be ...
(21/05/2010 11:27:31)
3. Patrick
aza mba tezitezitra zany rehefa avy manao asa maloto fa sao misasaka roa ny fitombenana ko zay vao tanteraka le oe "Mosavy nasesiky ny tanany" milay kosa an! Msotra e!
(20/12/2010 09:43:54)
4. indao
tiako ny ho mambra fa lavabe no sarotra ny fidirana.
(23/11/2011 14:04:53)
5. domi bara
Mba misy afaka mandika amin'ny teny frantsay ve ity ohabolana nampidirin'i Kinga ity azafady :
hoy ny foko Bara : "Roboky lahy gny hatea sata gny fahalegna"
Dia misaotra mihaloha
(24/12/2011 19:48:48)
6. BarryTanya
freelance writer
(05/01/2012 03:22:50)